Entrée manampina (tampina)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Manisy sarona amin' ny zavatra iray misokatra, na manakombona azy: Manampina vova fery ~ Manampi-maso tsy hahita
Manisy tapa-damba mba hanarona ny loaka amin' ny lamba: Manampina ny akanjon-janany rovitra Rasoa
Manisy tsentsina: Manampina tangirika amin' ny vody rindrina
Manisy sakana amin' ny zavatra iray mba tsy hahafahana mampiasa io zavatra io: Manampina lalana [1.1]
Explications en anglais To plug, to cork [1.7]
Explications en français Boucher [1.3, 1.8]
 Fermer, mettre une pierre à un trou du mur [1.3]
Exemples Indro, manampina ny rano Izy, ka dia ritra iny; [2.996]
Morphologie 
Présent : manampina, manampi-
Passé : nanampina, nanampi-
Futur : hanampina, hanampi-
Impératif : manampena
Mots composés 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/10/21