Entrée | 1 manamafy |
Radical | 2 mafy |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1#585] Manamarina: Faly aho fa manamafy ny hevitro ny lazainao manampy: Aoka ianao tsy hanamafy ny fananarana efa nataoko azy mampitombo: Vao mainka hanamafy ny alahelony raha miseho ho malahelo koa ianao 5 [1.1#552] |
Explications en anglais |
6 [1.7] to reinforce, to strengthen, to harden to reiterate, to emphasize |
Explications en français |
7 [1.3, 1.8] rendre dur confirmer 8 [1.3] fortifier, rendre fort, surajouter, augmenter 9 [1.8] renforcer, rendre solide répéter |
Exemples |
10 manamafy an’izany fijery izany ny fomba nandaniana ny lalàna. [4.27] 11 Tsy afaka hitaky valisoa na amin' iza na amin' iza aho, raha manamafy ny hidintranoko — [2.503] |
Morphologie |
|
Antonymes | 16 manalemy |
Analogues | 17 manofana, manatsohara, manantitra, mandalina, mankahery, mampahatanjaka, mampahavitrika |
Proverbes | 18 Proverbes contenant le mot manamafy |
Anagrammes | 19 fanamamy, manamafy |
Mis à jour le 2023/01/20 |