| Entrée | 1 manalemy |
| Radical | 2 lemy |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mahatonga halefaka: Ny vola nomeko azy no nanalemy azy.
5 Mampitony, manalefaka: Ny fifonako taminy no nanalemy ny hatezerany. [1.1] |
| Explications en anglais |
6 to soften; to weaken.
[1.7] |
| Explications en français |
7 ramollir.
[1.3, 1.8] 8 adoucir, assouplir, calmer, civiliser. [1.3] 9 affaiblir. [1.8] |
| Morphologie |
|
| Antonymes | 14 manamafy |
| Anagrammes | 15 manalemy, 16 manilema, manilemà |
| Mis à jour le 2025/11/10 |
|