Entrée | 1 manalehibe |
Radical | 2 lehibe |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Manalalaka, mampitombo: Manalehibe tokotany 5 Mampitombo ny sary ahitana zavatra: Manalehibe ny zavatra jerena itỳ solomaso itỳ 6 Manitatra, mampitombo filaza: Tsy mety ny manalehibe na manakely ny zavatra natao fa izay izy ihany no izy [1.1] |
Explications en anglais |
7 to make bigger or greater [1.7] |
Explications en français |
8 rendre grand; agrandir [1.8] |
Exemples |
9 Nomenao ahy ny ampinga famonjenao, ary ny hamoram-ponao no miasa manalehibe ahy. [2.996#] |
Morphologie |
|
Antonymes | 14 manaKEly |
Mis à jour le 2023/01/20 |