| Entrée (1/2) | 1 manakorontana |
| Radical | 2 korontana |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Manimba ny filaminana, mahatonga ny zavatra tsy ho eo amin' ny toerany intsony, mampisafotofoto: Iza no nanakorontana ny taratasiko teto ambony latabatra?.
5 Mampitabataba: Nisy nanakorontana ny fanjakana. [1.1] |
| Explications en anglais |
6 to put in disorder; to push or knock things about.
[1.7] |
| Explications en français |
7 bouleverser, mettre en désordre; troubler.
[1.8] |
| Exemples |
8 ireo fetsilahy mpanararaotra ny fahorian'ny sasany hoenti-manakorontana ny filaminana mba hisamboran'izy ireny ny toerana misy lakile
[2.1011#]
|
| Morphologie |
|
| Entrée (2/2) | 13 manakorontàna |
| Radical | 14 korontana |
| Partie du discours | 15 impératif du verbe actif manakorontana [Liste complète] |
| Anagrammes | 16 manakorontana, manakorontàna |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|