| Entrée | 1 korontana |
| Partie du discours | 2 nom |
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés |
|
| Explications en malgache |
9 [1.1] Zavajavatra tsy milamina ao an-tokantrano: Aiza no ahitana ny fanosehanao ato amin' itỳ korontana ato an-trano? Tabataba sy adiady mifanjevo: Misy korontana lava ao amin' io tany io. |
| Explications en anglais |
10 [1.7] disorder |
| Explications en français |
11 [1.8] désordre, confusion |
| Anagrammes | 12 akorontan, korontana, kotroñana, nakoronta |
| Mis à jour le 2025/08/10 |
|