|
|
|
|

Entrée1  fanakorontanana
Radical  2 korontana
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fanimbana ny filaminana, fampisafotofotoana, fampitabatabana. [1.1]
Explications en français  5 la perturbation. [1.3#359, 1.13]
6 la révolution. [1.3#359]
Exemples  7  samy niharan' ny fanakorontanana koa manko. [2.245#]
8  Ekena mialoha anefa fa tsy fanakorontanana ny filaminam-bahoaka araka izay voalazan' ilay didim-pitondrana izany. [4.27#]

Mis à jour le 2025/09/12