|
|
|
|

Entrée (1/2)1 manakobana
Radical  2kobana
Partie du discours  3 verbe actif
Explications en malgache  4Manatsikebona, manetsiketsika, manatsoboka ao anaty rano madio, mampivonto. [1.1]
Explications en français  5Agiter, remuer; faire gonfler, faire renfler. [1.3#344]
6Qui trouble, qui peut troubler.. [1.3#344]
Exemples  7 Izaho kosa manakobana. [2.117#]
8 Tanalahy ambonin-kazo ny vintana miova volo matoa misy zaza misioka tsy satrim-parihy hitera-potaka ao ihany raha manakobana maro ny hazo fa ny fary no mamy maro ny valala fa ny ambolo no tsara soratra maro ny olona fa hianao no andrian'ny saiko [2.131#]
Morphologie 
9 Présent :
10 Passé :
11 Futur :
12 Impératif :

Entrée (2/2)13 manakobàna
Radical  14kobana
Partie du discours  15 impératif du verbe actif manakobana [Liste complète]

Anagrammes  16 anakambano, 17 manabonaka, 18 manakobana, manakobàna

Mis à jour le 2025/11/06