|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manahoana
Mots élémentaires  2  manao, ahoana
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Teny entina manontany ny fahasalamana ka ampiasaina ho fiarahabana: Manahoana, tompoko ò
5  Entina manontany mandalina, mamototra momba ny toetoetran' ny zavatra iray: Manahoana ny fianarana, r' Ikoto [1.1#580]
Exemples  6  manahoana ny havany?... manahoana ny taniny?... manahoana ny fasany? manahoana ny ankiziny?... manahoana ny tompony?... [1.318]

Entrée (2/2)7  manahoana
Radical  8  ahoana
Partie du discours  9  adjectif
Explications en malgache  10  Be dia be: olona manahoana no nitsena ny Filohan' ny Nosy [1.1#580]

Anagrammes  11  hamananao, hamoanana, mahanoana, manahoana, namahanao, namahoana, namaohana, namoahana

Mis à jour le 2024/12/22