|
|
|
|

Entrée1  ahoana
Partie du discours  2  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  3 Teny enti-mamaly raha misy miantso: Koto a! Ahoana, ry dada?
4 Enti-manontany teny nolazain' olona: Ahoana no navaliny anao? Ahoana, hoy izy, taminao?
5 Enti-manontany fomba fanaovan-javatra: Ahoana no fiarahabanareo atỳ?
6 Enti-mamototra anton-javatra: Ahoana no aniratsiranao olon-dehibe ohatra andrainao?
7 Enti-manontany ny fomba hoentin-mitondra olona, raharaha na zavatra: Hatao ahoana izao itỳ zaza marary itỳ? [1.1]
Explications en anglais  8 how? What? Used in answering a call. Why? What is the cause of it? It is also an exclamation, as ahoana ary! Well then! It admits of the suffix pronouns and tenses:
9 Ny faty aza ahoako (I care not for, or I trouble not myself about death; death has no fear for me!) ~
10 Ahoanao izany? (What is that to you?)
[1.2]
11 why? how? [1.7]
Explications en français  12 Ce dont on fait cas: Ahoana izany e ! (Ne faites pas cas de cela) ~
13 Tsy nahoany akory izay nolazaiko taminy (Il n’a fait aucun cas de ce que je lui ai dit) ~
14 Tsy hahoako akory izany (Je n’en ferai aucun cas, cela ne me fera rien)
[1.3#9]
15 pourquoi? comment? [1.8]
Morphologie 
16  Simple :
Dérivés 
Adjectifs :
Analogues  18  nahoana
Tous les mots composés  19  11 combinaisons de ce mot

Anagrammes  20 ahaona, 21 ahoana, 22 anahao

Mis à jour le 2025/11/13