Entrée manahoana (tao, ahoana)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Teny entina manontany ny fahasalamana ka ampiasaina ho fiarahabana: Manahoana, tompoko ò
¶ Entina manontany mandalina, mamototra momba ny toetoetran' ny zavatra iray: Manahoana ny fianarana, r' Ikoto [Rajemisa 1985]

Entrée manahoana (ahoana)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Be dia be: olona manahoana no nitsena ny Filohan' ny Nosy [Rajemisa 1985]

2013/03/18