Entrée (1/2) | 1 manadala |
Radical | 2 adala |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 mandrebireby, mamitaka: Olona manadala anao fotsiny iny fa aza miaraka amin' iny intsony 5 manelingelina, mahasosotra: Tsy mitsahatra manadala azy amin' ny raharahany ny zafikeliny 6 mahavery loha, mamily saina: Tsy avelany, hono, iny zazalahy iny fa nanadala ny zanany 7 manolikoly olona hahazoana izay tadiavina: Tratra nanadala ny lehiben' ny fokontany izy ka nosazina. [1.1] |
Explications en anglais |
8 To befool, to confound, to perplex, to infatuate. [1.2] 9 to make a fool of, to deceive; to cause mental anguish [1.7] |
Explications en français |
10 tromper, faire perdre la tête [1.3#2, 1.8] 11 Séduire, duper, se jouer, importuner, embarrasser [1.3] |
Exemples |
12 manadala ahy mihitsy ianao! [2.528#] 13 Ela mihitsy vao hita ilay afokasoka manadala! [1.214#] 14 nanadala azy ny hevitra natoron'ny sakaizany azy (Les conseils de son ami l'ont trompé, lui ont fait perdre la tête) [1.3#2] 15 manadala ahy ireto ankizy mitabataba ireto (Ces enfants tapageurs m'importunent, me font perdre la tête) [1.3#2] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 21 manadalà |
Radical | 22 adala |
Partie du discours | 23 impératif du verbe actif manadala [Liste complète] |
Explications en malgache |
24 [1.1] |
Explications en français |
25 [1.3] |
Anagrammes | 26 anadalam, manadalà, manadala |
Mis à jour le 2023/09/08 |