|
|
|
|

Entrée1 mampahay
Radical  2hay
Partie du discours  3 verbe actif
Explications en anglais  4to make to be clever, competent, or able to do anything.. [1.2]
Explications en français  5rendre savant, capable, habile. [1.3#205]
Exemples  6 Fa mampiloa-bava ny moana ny fahendrena, ary mampahay mandahatra ny lelan' ny zaza. [2.996]
7 Ny fianarana ihany no mampahay, ary adala izay olona tsy manao izay tratry ny ainy mba ho tonga mahay. [2.332]
Morphologie 
8 Présent :
9 Passé :
10 Futur :
Synonymes  11mankahay

Anagrammes  12 mampahay, 13 mampahia

Mis à jour le 2025/09/12