Entrée |
mamositra
(fositra)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mandoaka, mandavaka: Hain' ny mpandrafitra ny hamositra ity hazo ity amin' ny homamanta Manodinkodina hazo maranitra ao anaty hazo hafa iray misy loaka mba hahazoana afo: Tsy mbola mahay mamositra ny hazo mba hiteraka afo Ikoto [1.1]
|
Explications en anglais | To ignite by friction. [1.2]
|
Morphologie |
Présent : |
mamositra |
Passé : |
namositra |
Futur : |
hamositra |
Impératif : |
mamosera |
|
|
Entrée |
mamositra
(fositra)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en anglais | [Provincial]
To thrust in, as a brand, etc., thrust into the fire [1.2]
|
|
Entrée |
mamositra
(vositra)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | [Sihanaka]
Mamora [1.78]
|
Explications en anglais | To castrate [1.7]
|
Explications en français | Châtrer [1.8]
|
Vocabulaire |
Morphologie |
Présent : |
mamositra |
Passé : |
namositra |
Futur : |
hamositra |
Impératif : |
mamosera |
|
|
Entrée |
mamositra
(vositra)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Manala ny voa ao anatin' ny vihina ka mahatonga tsy hiteraka [1.1]
|
Explications en anglais | To nip off shoots [1.7]
|
Explications en français | Décapiter une plante [1.8]
|
| ébourgeonner, tailler en vert [1.196]
|
Vocabulaire |
Morphologie |
Présent : |
mamositra |
Passé : |
namositra |
Futur : |
hamositra |
Impératif : |
mamosera |
|
|