Entrée mamoana (foana)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Tanala] [ mamoaña ] Manafoana: Ny ango valaña ñ'mamoaña ñ'sandran-draja (ny setrasetra ratsy no manafoana ny fadin-drazana) [1.78]
 Mamongana, mandany, manjifa: Tontakely no namoana ny fananan-dRabe [1.1]
Explications en anglais To empty, to annul, to annihilate, to make empty. [1.2]
Exemples Hainy ny nitarika ny vahoaka ho amin' ny fibebahana, ary vitany ny mamoana ny fahavetavetana avy amin' ny fankahalana fivavahana. [2.996]
Morphologie 
Présent : mamoana
Passé : namoana
Futur : hamoana
Impératif : mamoàna

Entrée mamoàna (foana)
Partie du discours impératif du verbe actif mamoana [liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Mis à jour le 2023/04/14