Entrée (1/3) | 1 mamahatra |
Radical | 2 fahatra |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mamikitra, mitazona mafy amin' ny tongotra: Namahatratamin' ny vato ny tongony, nefa nalama ilay vato ka tsy ampy toy inona nikorisa izy dia nianjera tany an-kady Mitokona tsy mety mandroso: Notaritina ilay zaza, nefa namahatra ka hany hery nobataina tao [1.1] |
Explications en anglais |
5 to resist when drawn, as roots clinging tenaciously to the soil; to back, as a person dragged against his will; to stand firm; to act obstinately. [1.2] |
Explications en français |
6 se cramponner, s'appuyer, compter sur, refuser de marcher [1.3] |
Exemples |
7 Fintan-telo indray mamahatra no milahatra anoloany.
[1.257#]
|
Morphologie |
|
Entrée (2/3) | 12 mamahatra |
Radical | 13 vahatra |
Partie du discours | 14 verbe actif |
Explications en malgache |
15 Mandatsa-paka, mamaka: Ho tahaka ny hazo maniry eny amoron-drano izy: mamahatra any anaty rano [1.1] |
Morphologie |
|
Entrée (3/3) | 20 mamahatra |
Radical | 21 vahatra |
Partie du discours | 22 verbe actif |
Explications en anglais |
23 to begin to colonize [Provincial]
[1.2#721] |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |