|
|
|
|

Entrée (1/3)1  fahatra
Partie du discours  2  Non spécifié
Explications en malgache  3 Enti-milaza famikirana na fitazonana mafy amin' ny tongotra mba tsy hianjera na tsy hialana eo amin' ny toerana misy ny tena [1.1]
Explications en anglais  4 See fahana, vahatra. [1.2]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :

Entrée (2/3)19  fahatra
Partie du discours  20  nom
Explications en malgache  21 Teny ilazana amin' ny fitsipi-pitenenana ara-drafitra ny toerana ahazoana manonona teny araka ny avapeo: -- ny loha lela: r -- ny lany lela: 1 -- ny lanilany: g -- ny nify: t -- ny molotra: m ka mahatonga ny hoe feo amolotra, feo andany lela [1.1]

Entrée (3/3)22  fahatra
Partie du discours  23  nom
Explications en malgache  24 mpamorona [Taimoro] [1.78]

Anagrammes  fahatra, 25 hafatra

Mis à jour le 2025/12/08