|
|
|
|

Entrée (1/2)1  malemy
Radical  2  lemy
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  Malefaka, malambolambo: Malemy ny hoditry ny zaza
5  Mora aforitra, tsy henjana, mora tapaka: Vola malemy ~ Malemy ity rantsan-kazo ity
6  Mora tsakoina, boda, bodaka, mihonankonana: Tsara masaka ny hena ka malemy ~ Savoka malemy
7  Kely aina, tsy matanjaka, mihozohozo, mangozohozo: Mbelà fa malemy loatra ianao ka tsy hahavita io asa io
8  Tsy afa-manohitra fa manaraka ambokony, morainy loatra, rainazy: Malemy loatra amin-janany io Ramatoa io [1.1]
Explications en anglais  9  soft; weak [1.7]
Explications en français  10  mou [1.8, 1.13]
11  faible [1.8]
Exemples  12  Katsaka efa matoy nefa mbola malemy no alaina. [2.472]
Morphologie 
13  Présent :
14  Passé :
15  Futur :
Dérivés 
16  Verbes actifs :
Analogues  17  boda, bodaka, modaka, motraka, lotaka, mondaka, nondaka, boretaka, mihonankonana, malemilemy, mavozo, mavozovozo, marary ovana, tsy matanjaka, garera, tsy mahazo nofo, malezolezo, marafoka, tsingozahoza, marezoka, marazoka, mangozohozo, konetaka, vavivavy, kely aina, kely ambaitra, somararetra
Mots composés 
Zoonymes 
Phytonymes 
Proverbes  41  Proverbes contenant le mot malemy

Entrée (2/2)42  malemy
Radical  43  lemy
Partie du discours  44  nom
Explications en malgache  45  voan'ny paralisia [1.13]
Explications en français  46  paralytique [1.13]
Vocabulaire  47  Santé

Anagrammes  48  amelim, malemy, mamely, milame

Mis à jour le 2024/11/29