| Entrée | 1 mihamalemy |
| Radical | 2 malemy |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en français |
4 s'affaiblir
[1.66] |
| Exemples |
5 nihamalemy ny feony, niezaka mba handrehoaka.
[2.270#78]
6 Nihananalavitra izy, re ihany ny antsoantsony nihanalemy hatrany [2.472#180] 7 Angamba nitady hananika ny tanin' ny Israely ny Asyriana rehefa hitany fa nihanalemy izany fanjakana izany noho ny ady an-trano niseho tao aminy [1.38#655] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2026/02/26 |
|