|
|
|
|

Entrée (1/2)1  maivana
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  Tsy misy lanjany loatra, tsy mavesatra: Maivana ny volom-borona / Maivana ihany izany hevitra arosonao izany [1.1]
Explications en anglais  4  light in weight [1.7]
Explications en français  5  léger [1.3, 1.8]
6  sans poids
7  figuré: sans portée, vite, léger [1.3]
Exemples  8  Tokony ho tamin' ny misasakalina, nandalo ny mpandroso sakafo maivana: [2.4]
9  ka tsy mahefa lahasa aho fa maivana be hiany ny tena ko rehetra! [2.48]
Dérivés 
10  Verbes actifs :
11  Verbes passifs :
12  Verbes relatifs :
13  Noms :
14  Adjectifs :
Antonymes  15  mavesatra
Mots composés 
Phytonymes 

Entrée (2/2)21  maivaña
Partie du discours  22  adjectif
Explications en malgache  23  sitrana [Sihanaka] [1.78]

Anagrammes  24  amavany, anaviam, maivana, maivaña, mañavay, manavia

Mis à jour le 2023/10/24