Entrée mavesatra (vesatra)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Be lanja manindry mafy: Entana mavesatra
Mitovy hevitra: mazefatra ~ mitondra rano ~ mitsinaka
¶ Mihoninkonina, tsy kinga, milondolondo: Mavesatra ery izany famindranao izany
¶ manelonelo: Mavesatra ny andohako
¶ Dombo, donto, tsy mailaka: Mavesa-tsaina izany raha olona
Mitovy hevitra: madonda ~ mafonja ~ manònja ~ maonjana ~ mazefatra ~ mitambaby ~ mitambesatra ~ tsy zakan' olo-mahia [Rajemisa 1985]
Définition anglaise heavy [Hallanger 1973]
Définition française lourd, pesant [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 lourdement chargé [Abinal 1888]
Dérivations 
Morphologie 
mavesatra
mavesa-
navesatra
navesa-
havesatra
havesa-
Exemples 
1Tsotra sy mavesatra anefa ny teniny: [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 148]
2Izahay mpamory fotsiny ihany, ary mpanainga mavesatra. [Rahajarizafy: Kabary, page 47]
3Endrika mavesatra anefa no namalian' i Donga izany fandraisana azy izany. [Andraina: Mitaraina, page 196]
4Nandritra ny taona maro, nihevitra izy ho hany irery vavolombelon' io tsiambarambara mavesatra io. [Andraina: Sahabe, page 6]
Citations 

Entrée mavesatra (vesatra)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Bevohoka: Mavesatra izy fa omeo toerana [Rajemisa 1985]
Définition française enceinte [Abinal 1888]

Entrée mavesatra (vesatra)
Partie du discours adjectif
Définition malgache sady lehibe no manahirana, sarotra entina: Mavesatra ny mitondra fanjakana [Rajemisa 1985]
Définition française pénible, intolérable, cuisant
¶ de grand prix, de grande valeur [Abinal 1888]

2015/04/07