Entrée | 1 hamaivanina |
Radical | 2 maivana |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Atao tonga maivamaivana kokoa: Nohamaivaniny ny entako fa hitany sahirana ery aho Ahena, hakelezina: Mbola vaovao aho ka nohamaivaniny ny raharahako Heverina ho tsy misy lanjany firy: Toa hamaivaninao re izany hadisoanao izany, Rakoto [1.1] |
Explications en anglais |
5 to be made light of; to be lightened [1.7] |
Explications en français |
6 qu'on rend léger; qu'on diminue; dont on ne fait pas grand cas [1.8] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |