Entrée maivana
Partie du discours adjectif
Définition malgache Tsy misy lanjany loatra, tsy mavesatra: Maivana ny volom-borona / Maivana ihany izany hevitra arosonao izany [Rajemisa 1985]
Définition anglaise light in weight [Hallanger 1973]
Définition française léger [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 sans poids
¶ figuré: sans portée, vite, léger [Abinal 1888]
Dérivations 
Antonymes 
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Tokony ho tamin' ny misasakalina, nandalo ny mpandroso sakafo maivana: [Andraina: I Vola, page 69]
2ka tsy mahefa lahasa aho fa maivana be hiany ny tena ko rehetra! [Callet: Tantara, page 98]

Entrée maivaña
Partie du discours adjectif
Définition malgache  [Sihanaka] sitrana [Rakotosaona 1972]

2017/04/15