|
|
|
|

Entrée1  maika
Radical  2  aika
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  Misy zavatra tsy maintsy halehahaingana: Maika aho
5  Maimay hanao zavatra, dodona: Maika hiteny erỳ izy ~ Maika hamonjy masinina aho
6  Enti-milaza zavatra tsy azo ampiandrasina ela, tsy maintsy hatao haingana: Raharaha maika [1.1]
Explications en anglais  7  in a hurry [1.7]
Explications en français  8  pressé [1.8]
Exemples  9  Ahoana fa maika aho? [2.639#orimbatonnyfiadanana]
10  maika hiala amin' izany aho. [2.4#]
11  Aza maika handao fonenana ialahy. [2.442#]
Dérivés 
12  Verbes actifs :
13  Verbes passifs :
14  Verbes relatifs :
15  Noms :
16  Adjectifs :
Mots composés 
Proverbes  19  Proverbes contenant le mot maika

Anagrammes  20  maika, makia, miakà

Mis à jour le 2023/08/11