Entrée | 1 maimay |
Radical | 2 may |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 Dodona, maika: Maimay erỳ izy handeha omaly; izao anefa, tsy rototra indray [1.1] |
Explications en français |
5 pressé, qui a hâte de [1.3] |
Exemples |
6 maimay foana isika hanaraka ny fanaon' ny any ivelany.
[2.445]
7 Nony efa tonga tany an-trano dia maimay be ihany ny fony. [2.324] |
Dérivés |
|
Proverbes | 12 Proverbes contenant le mot maimay |
Mis à jour le 2025/09/19 |
![]() |