|
|
|
|

Entrée1  mahonena
Radical  2  onena
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  Mampangoraka, mampalahelo [1.1]
Explications en anglais  5  to cause distress, as the sight of one in pain, etc.; to afflict, to depress. [1.2]
6  to make one feel sorry for a person [1.7]
Explications en français  7  qui attendrit [1.3, 1.8]
8  qui impressionne [1.3]
Exemples  9  Hitany sy fantany fa mahonena ny fiafarany, izany no hamelany heloka amin-kalalaham-po. [2.996]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
Analogues  13  mampalahelo, mampangoraka, mahongena, mafiraina, mahory, mahahontsa, mampitsetra, mampangoraka aty, mahavaky fo, mampamelovelo ny fo, mampiondri-panahy

Mis à jour le 2023/01/20