|
|
|
|

Entrée1  mahavoa
Radical  2  voa
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mahatratra, mahakasika: Tsy mahavoa ahy avy eo ianao
Mahazo: Tsy nahavoa ny fandriha nataonao
Maharesy, mahafaty antoka: Tsy fitandremana kely foana dia mety mahavoa
Mahomby: Tsy mahavoa io mpisolovava io fa ialao
Explications en anglais  5  [1.7] to strike; to hit the mark; to wound
Explications en français  6  [1.8] atteindre le but, atteindre la cible; blesser, tuer
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Analogues  11  mahavoafady
Mots composés 
Proverbes  15  Proverbes contenant le mot mahavoa

Anagrammes  16  mahaova, mahavao, mahavoa

Mis à jour le 2023/01/20