|
|
|
|

Entrée1  mahasamihafa
Radical  2  samihafa
Partie du discours  3  adjectif
Exemples  4  Raha te hampiseho ny mahasamihafa an’ Andriamanitra sy ny ombiasa izy, dia miteny hoe: [1.353#4]
5  Fa eo amin' ny zanak' Israely rehetra kosa, tsy mba hisy hanetsika ny lelany, na olona na biby, na dia alika iray aza, mba hahafantaranao izay mahasamihafa ny iheveran' ny Tompo an' i Ejipta sy an' Israely. [2.996]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :

Mis à jour le 2023/01/20