Entrée (1/2) | 1 maharitra |
Radical | 2 ritra |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en français |
4 qui peut tarir, dessécher, évaporer, exterminer [1.3] |
Entrée (2/2) | 5 maharitra |
Radical | 6 aritra |
Partie du discours | 7 verbe actif ou adjectif |
Explications en malgache |
8 Mateza: Maharitra itony fiarakodia itony raha voakarakara tsara 9 Mikiry, mikikitra: Maharitra amin' ny fikarohana ny olo-mahay 10 Mijanona ela any amin' ny aleha: Nahoana no naharitra tany an-tsena Ise? [1.1] |
Explications en anglais |
11 to endure, to persevere [1.2, 1.7] 12 to be capable of enduring [1.2] 13 to bear, to carry on; to last [1.7] |
Explications en français |
14 endurer, durer [1.3, 1.8] 15 persévérer, être constant, rester [1.3] 16 supporter [1.8] 17 permanent, durable [1.13] |
Morphologie |
|
Analogues | 22 Miaritra, mihafy, mahatanty, mahari-po, mahari-pery, mandefitra, miangidy, manaraka ny onjany, tsy fola-mandefitra |
Mots composés |
|
Anagrammes | 27 maharitra, mahiratra, miharatra |
Mis à jour le 2024/09/02 |