Entrée mandefitra (lefitra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manao izay foretana, mamoritra: Mandefitra ny rantsam-boaloboka
¶ Miaritra, mihafy, mizaka izay mihatra: Mandefitra ny fanaratsian' ny olona
¶ Mamela, tsy maniny: Nandefitra ny hadisoana kely vitanao aho hatramin' izay, fa ity kosa tsy zakako intsony. [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to endure, to suffer; to show forbearance [Hallanger 1973]
Définition française supporter, endurer; faire preuve de patience et de compréhension [Hallanger 1974]
Morphologie 
mandefitra
nandefitra
handefitra
mandefera
Mots composés, titres, noms 
Citations 

2012/05/08