Entrée | 1 mahafoy |
Radical | 2 foy |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Afaka hisaraka amin' ny zavatra na olona iray: Tsy mahafoy ahy i dadabe [1.1] |
Explications en anglais |
5 same as mamoy, but also used to express giving, as: mahafoy vola, liberal in giving money. [1.2] 6 to be willing or able to give up [1.7] |
Explications en français |
7 Qui abandonne ou peut abandonner [1.3#180] |
Exemples |
8 fa raha tsy hendry hianao, mora mahafoy aho; [2.69#] 9 Tsy mahafoy vola hamidy takotra ka manta vary. [2.436#] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 18 Proverbes contenant le mot mahafoy |
Anagrammes | 19 hamafio, ifahoam, ifaoham, ifoaham, iohafam, mahafoy, mahaofy, mifahoa, mifaoha |
Mis à jour le 2023/03/29 |