|
|
|
|

Entrée1  maditra
Radical  2  ditra
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  Be ditra, mikiry tafahoatra hanao araka ny heviny ihany na dia fantatra fa tsy marina sy tsy tsara aza: Lahiantitra maditra, tsy mbola nahita ohatra azy io aho
5  Minia manao ny tsy mety sy ny tsy tsara na dia tenenina lava izao aza: Zazalahy maditra iny fa mpisotro sy mpiloka ka tsy azonay ekena ho vadinao [1.1]
Explications en anglais  6  stubborn [1.2, 1.7]
7  obstinate, pertinacious [1.2]
8  disobedient [1.7]
Explications en français  9  obstiné, délinquant (se dit des jeunes) [1.8]
Exemples  10  Adala sy maditra no fitsaran-dreniny azy, nefa ataony ahoana fa azy sy mankarary ny fony. [2.470]
11  angamba mba ho fantany fa taranaka maditra izy. [2.996]
Morphologie 
12  Présent :
13  Passé :
14  Futur :
Analogues  15  1.1=mafy hatoka=mafy loha=mafy sofina=be bohihy=be marenina=donto=kirina=be kiry=be tohika=be bohika=kizitina=kafiry=madity=makikitra=be di-doha=mafy tadiny=mafy kitroka=mihizihizy=mahery loha=mahery vaika=mahery setra=mahery zaka=mahalava vava=manata-bava=matevin-koditra=mitsivalam-pandry=mahafotsy teny=mamotsy rora=tsy azo anarina=tsy hay toroana=tsy azo tenenina=tokam-bolana=tsy misy famavany=tsy andairan' anatra=tsy maty manota=tsy azo akisoka=tsy laitra akisoka=tsy azo atao ahoana amin' ahoana
Mots composés 

Mis à jour le 2023/01/20