Entrée | 1 donto |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 Tsy mandre tsara fa marenindrenina: Donto mihitsy ny sofin' io zaza io: intelo izy no antsoina vao mahare Dombo ny lelany na bontolo ny lohany: Dontoity itỳ fandraka itỳ Tsy moramandray fampianarana: Donto velona izany raha zaza: telo volana vao mahay abidy Enti-milaza ny vilany izay maharitra elaela vao tanteraky ny hafanana: Ario any io vilany io fa donto izaitsizy: adiny iray vao mahamasa-bary [1.1] |
Explications en anglais |
4 stupid [1.7] |
Explications en français |
5 stupide [1.3#115, 1.8] 6 sourd, émoussé, obstiné, têtu, abruti, endurci, déterminé, hardi [1.3#115] |
Exemples |
7 Rotsiako mangina ny foko efa donto, ary safosafoiko ny masoko bongo!
[1.241]
8 Lasa donto sy hena velona ny tena ka tsy tsaroana intsony na fanenony na kaikiny. [2.472] |
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Proverbes | 23 Proverbes contenant le mot donto |
Mis à jour le 2025/09/19 |
![]() |