Entrée manadonto (donto)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mahatonga harenina: Nanadonto azy ilay fahapotrahany
¶ Manadombo: Nidofitra tamin' ny vato no nanadonto itỳ angady ity
¶ Mahatonga tsy haranitra: Ny kapoka izaitsizy nafitsokao azy taloha no nanadonto ny sainy [Rajemisa 1985]
Morphologie 
manadonto
nanadonto
hanadonto
manadontoa

Mis à jour le 2020/07/31