|
|
|
|

Entrée (1/3)1  madio
Radical  2  dio
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  Tsisy loto: Aoka hadio ny tranonareo
5  Mazava, azo itarafana: Madio mangalahala ny rano
6  Tsy misy fangarony, tsy misy fahony: Volamena tena madio ity izany ~ Amin' ny fo madio no ilazako izany aminao
7  Tsy misy zavatra azo aniniana: Madio ny eritreritro ka tsy raharahako izay lazainao
8  Foana, lany daholo, mafafa: Nataon' ny tontakely nadio ny tranony [1.1]
Explications en anglais  9  clean [1.2, 1.7]
10  clear, pure, uncontaminated, free from guilt [1.2]
Explications en français  11  propre [1.8, 1.13]
12  propre, innocent [1.8]
13  pur [1.13]
Exemples  14  Aiza no hisy lakozia madio? [2.4]
15  Maivana sy madio ny rivotra. [2.356]
16  Nisarona voaly fotsy madio i Sahondra. [1.280]
Morphologie 
17  Présent :
18  Passé :
19  Futur :
20  Impératif :
Antonymes  21  maloto
Analogues  22  tsisy pentina, azo itarafana, mangasohaso, mangarangarana, mangarahara, mangalahala, manganohano, mangatsakatsaka, mangatsohatso, manjopiaka, mangoratsaka, tsy misy loto, tsy misy fahofaho, tsy misy romoromo, tsy misy raorao, tsy arahin-katina
Mots composés 
Zoonymes 
Phytonymes 
Toponymes 
Titres  34  Rano an' ala madio mangamanga : Famakian-teny (taona fahatelo) (Razafintsalama-Rabenjamina Lucie)
Proverbes  35  Proverbes contenant le mot madio

Entrée (2/3)36  madio
Partie du discours  37  nom
Explications en français  38  (merina, surtout dans l'Ankay d'après Grandidier) (de dio : ce qui est propre, net, et au sens figuré : innocent, chaste, comparer au sanscrit : dyu : clarté). Elaeocarpus alnifolius Baker (Elaeocarpaceae). L'amande des fruits est comestible (Grandidier) et peut fournir une huile très claire d'où probablement le nom. [1.196]
Vocabulaire  39  Botanique
Nom scientifique 

Entrée (3/3)41  MAD-IO
Partie du discours  42  nom (acronyme) [Liste complète]
Explications en français  43  Madagascar et Îles de l'Océan Indien [3.1]

Anagrammes  44  aodim, daomy, dimao, madio, maody, miado, modia, odiam

Mis à jour le 2024/11/30