|
|
|
|

Entrée1  mamitaka
Radical  2 fitaka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Manambaka: Aza mamitaka ny bado.
5 Manoloky, mametsy: Namitaka ny olona tao an-tanàna iny mpisoloky iny.
6 Mahadiso hevitra: Loza fa namitaka ahy ny masoko: ataoko itỳ vola ariary zato no nomeny ahy, hay roapolo.
7 mamangopangoka, mametsy, manangoly, manabony, mandroboka, mandrendrika, misaroro, misarory, mandroky, mandrokidroky, misodika, manao solia, manao sombia, manao sombe, manome vohony, manome vohon-dambo, manao antohimamba, mandainga, manao marina tsy to, manome fitaka, manome lainga, manambaka, mivarotra saka be loha, manolo-bato mafana, manao varo-draikiraiky, mamahan-dalitra, mamahandainga, manao hosoka, manao tsipandrifandry, mania dika, mifetsy, misoloky, misandoka, manandoka, mivarotra, mamandrika, manolikoly, manao ronono an-tavy, mampidi-bingo, mampidi-kizo, mampiditra amin' ny ety, mampiditra amin' ny maizina, manao longoa mitoto-bozaka, mahavoafitaka, manodoka. [1.1]
Explications en anglais  8 to deceive, to cheat, to impose on.. [1.2]
9 to defraud, to beguile. [1.7]
Explications en français  10 tromper, frauder. [1.8]
Exemples  11  Misy mamitaka ireny. [2.4#]
12  mamitaka antsika ny fijerintsika. [1.369#]
Morphologie 
13  Présent :
14  Passé :
15  Futur :
16  Impératif :
Proverbes  17  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  18 mamataky, 19 mamitaka

Mis à jour le 2025/11/02