|
|
|
|

Entrée1  misandoka
Radical  2 sandoka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Milaza tena ho izao na izao: Nisandoka ho iraky ny manam-pahefana izy.
5 Milaza tena, mihambo ho tompon-javatra iray, nefa tsy izy: Nisandoka ny antsasaky ny tanimbariko izy fa zanak' olona mpirahalahy, hono, izahay. [1.1]
Explications en anglais  6 to pose as another person. [1.7]
Explications en français  7 se donner pour ce qu'on n'est pas. [1.8]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :

Mis à jour le 2025/09/12