|
|
|
|

Entrée (1/2)1  loto
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
3  Verbes actifs :
4  Verbes passifs :
5  Verbes relatifs :
6  Noms :
7  Adjectifs :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  14  [1.1] Fako, fakofakon-trano, fikotra: Ario any ireo loto ireo fa mahabe lalitra
Pentina, tasy: Rakotry ny loto itỳ lobakao
Tsy fahadiovana, fisotisoty, fisotitika: Oadray ny loton' Ikoto!
Explications en anglais  15  [1.7] dirt, filthiness
Explications en français  16  [1.8] saleté, souillure
Exemples  17  [2.314] madio tsisy loto, tsisy fangarony.
18  [2.445] Mametraka loto eny an-tsisiny eny ny mpanary fako.
19  [1.214] Indro ilay Peratra Volamena vaovao efa misolotiky ny loto!

Entrée (2/2)20  lôtô
Partie du discours  21  nom
Explications en malgache  22  [1.1] Karazan-kilalao an-tsapaka: izarana baoritra misy tarehimarika hatramin' ny 1 ka hatramin' ny 90 anaty efitrefitra ny mpilalao, ka izay mahafeno voalohany ny efitrefitra amin' ny baoritra eny an-tanany amin' ny vato misy tarehimarika hatramin' ny 90 koa izay sarihana an-tsapaka, no maharesy
Vocabulaire  23  Jeu

Anagrammes  24  loto, lôtô, tolo

Mis à jour le 2025/08/10