Entrée loaka
Partie du discours nom ou adjectif
Explications en malgache Lavaka kely, hirika: Tsy fanao ny mijery amin' ny loaka amin' ny hidim-baravarana
Mitovy hevitra: > mangobaka ~ boroaka ~ borobaka ~ gorobaka ~ mangirana ~ robaka ~ tanteraka ~ trobaka ~ voatrabaka ~ voatrebika ~ voatrebona [1.1]
Explications en anglais Hole through something [1.7]
Explications en français Troué, percé [1.3]
 Trou [1.8, 1.196]
 Plaie, ouverture béante [1.196]
Dérivés 
Synonymes hirika ~ lavaka ~ haroka
Mots composés 
Toponymes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/06/02