|
|
|
|

Entrée (1/3) 1  gorobaka
Radical  2 robaka
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4 Loaka tanteraka an-daniny sy an-daniny avy [1.1]
Explications en anglais  5 pierced through [1.7]
Explications en français  6 percé de part en part [1.3#200, 1.8]
Exemples  7  Notsindrotsindroniny tamin' ny sabatra ny rindrina ka gorobaka. [2.649#252]
8  Ny andro amin' ny herinandro kosa dia toa izao: ny alahady andro mahery, ny alatsinainy andro mena, ny talata andro gorobaka, ny alarobia tsy miverina, ny alakamisy manantena hisy, ny zomà andro mainty, ny asabotsy andro mibontsina. [2.296#106]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :

Entrée (2/3) 29  gorobaka
Partie du discours  30  adjectif
Explications en français  31 prodigue [1.3#200]

Entrée (3/3) 32  gorobaka
Partie du discours  33  nom
Explications en anglais  34 deceit. See fitaka [1.2]
Combinaisons  35 manao gorobaka

Mis à jour le 2026/02/26