| Entrée | 1 migorobaka |
| Radical | 2 gorobaka |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Loaka tanteraka hatrany ambadika [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to go through. [1.2] 6 to be pierced through [1.7] |
| Explications en français |
7 être percé de part en part [1.3#200, 1.8] 8 aboutir à: Migoroboka any amin’ny kianja ity làlana ity (Ce chemin-ci aboutit à la place) [1.3#200] |
| Exemples |
9 Dia nozahana fa hofetana, ka misy migorobaka ny rindrina ary misy tany miraraka avy aminy;
[2.59#]
10 Ary nony novelarin' Andriamanaliny Betsileo ny lamba tsy an-tsaha, ka loaka migorobaka ao afovoany ny lamba, dia hoy izy, rehefa nihevitra kelikely, Trarantitra, aza marofy, Andrianampoina; [2.654#] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|