| Entrée (1/2) | 1 lelafo |
| Radical | 2 lela |
| Partie du discours | 3 impératif du verbe passif lelafina [Liste complète] |
| Entrée (2/2) | 4 lelafo |
| Mots élémentaires | 5 lela, 6 afo |
| Partie du discours | 7 nom |
| Explications en malgache |
8 esona (gaz) mirehitra.
9 Hita izany eo amin' ireo fanaovan-jiro etona (gaz d'éclairage sy gaz acétylène, ets.) fa: raha vao vohana hipololotra ny gaza, ka tsoloana afo, dia miredaka. 10 Toy izany koa no mampahery lelafon' irony fatana atao how "primus", satria ny gazan-tsolitany no mirehatra eo. 11 Izany koa no mahatonga ny kitay hazo na ny labozý, ets. hisy lelafo: 12 mamoaka gaza mety mirehitra izy ireny eo am-pirehatana. 13 Ny zavatra sasany kosa -- tahaka ny arin-kazo, na ny faikan' arintany (coke) -- izay efa nesorina na nohakelezina fatratra ny etona mety mirehitra ao aminy -- dia tsy mamoaka lelafo loatra, fa dia mivaivay fotsiny. Ny etona (vapeur) sasany koa, ny elektirisite, dia samy mety hisy lelafo. [1.10#A84] [lela-afo] 14 Gaza mitarehin-dela mazava sy mafana avy amin' ny zava-mirehitra [1.10#L204] |
| Explications en anglais |
15 a flame, a blaze
[1.2#387] |
| Explications en français |
16 flammes
[1.3] |
| Exemples |
17 Efa nananika ny rambon-tsalakany ny lelafo.
[2.895#177]
18 Ny lelafo|lelafony|lelafon'ny dia lelafo|lelafony|lelafon' midedadeda, eny, lelafo|lelafony|lelafon'n' i Jehovah. [2.996#26.8.6] 19 Raha vohako izy ka tselarako afo dia mamoaka lelafo mivaivay. [2.445#32] 20 Iny nisy lelafo nijoalajoala indray mandeha, dia lavenona no sisa. [2.499#] 21 Tsy manavao rahateo ny fisoronana afo koa dia misosa ho lelafo mivaivay ny ravim-pary maina atosi-tanana sy rotsa-kazo. [2.470#44] |
| Morphologie |
|
| Proverbes | 24 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/11/17 |
|