Entrée lela
Partie du discours nom
Définition malgache Organa miendrika nofo lavalava mena ao anaty vava, izay mamadibadika ny sakafo voatsakon' ny nify ary manampy amin' ny fanononana ny teny lazaina (rakotra marokoroko madinika ny vohon' ny lela, ka ireo no ahatsiarovana ny tsiron-tsakafo hanina). [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a tongue; a blade [Hallanger 1973]
Définition française la langue [Hallanger 1974]
Dérivations 
Morphologie 
lela
lelako
lelanao
lelany
lelantsika
lelanay
lelanareo
lelan'
lelan-
lelam-
-dela
-delako
-delanao
-delany
-delantsika
-delanay
-delanareo
-delan'
-delan-
-delam-
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1ny lela tsy mahahetsika. [Andraina: I Vola, page 97]
2raha tany misy loha, misy lela; [Dahle: Angano, page 247]
3Ny lehibe no tiako ry Idada, ary ny maro lela; [Rakotozafy: Ratsimba]
Citations 

2016/08/06