|
|
|
|

Entrée (1/2)1  latsa-
Partie du discours  2  forme morphologique de latsaka
Exemples  3  na izay nikiaka mba ho latsa-drà. [2.59]
4  latsa-dranomaso i Dada nahita izany. [2.472]

Entrée (2/2)5  latsa
Partie du discours  6  nom
Explications en malgache  7  gaga [Tanosy] [1.78]
8  Teny maharary entimaneso na manakora olona voa; teny atao amin' izay voa tamin' ny zavatra nandrarana azy; fitenenana olona tsy mahay mankasitraka ka ampahatsiahivina azy amin' izany ny soanatao taminy. [1.1]
Explications en anglais  9  reproach [1.2, 1.7]
10  upbraiding [1.2]
11  an insult [1.7]
Explications en français  12  reproche, injure [1.8]
Exemples  13  Sady latsa no menatr' olona. [2.69]
14  Koa aza atao latsa ho anay ny fanahy tsy ampy. [2.298]
Vocabulaire  15  Emotions
Dérivés 
16  Verbes actifs :
17  Verbes passifs :
18  Verbes relatifs :
19  Noms :
20  Adjectifs :

Mis à jour le 2023/12/13