Entrée lambamena (lamba, mena)
Partie du discours nom
Définition malgache Lamba vita amin' ny landibe, izay matetika miloko mena antitra, atao famonosana ny maty noho izy mafy tsy mety 10, nefa ataon' ny zokiolona fitondra ihany koa rehefa mianjaika amin' ny andro iray [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a deep red-colored shroud for the dead [Hallanger 1973]
Définition française linceul en soie rouge bordeaux [Hallanger 1974]
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Lasan-dRakoto ny lambamena! [Rabemolaly: Fary, page 284]
2Taloha, dia lambamena no fanaonay. [Ndemahasoa: Antakay, page 92]
Citations 

2017/07/27