|
|
|
|

Entrée (1/3)1  lalana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Soritra namboarina hatao fandehanana mampitohy toerana na tanàna roa: Tsara ny lalana mankany Mojanga / Manaraha mandrakariva ny lalan' ny fahamarinana
4  Zavatra tsy maintsy atao mba hahatongavana amin' izay kendrena: Ny fikezahana no lalana mitondra amin' ny fahombiazana
5  Fahazoana manao zavatra iray, fahazoam-pahefana hanao zavatra iray: Iza no nanome lalana anao hiditra ato amin' ny sahako? (diso ny mampiasa ny teny hoe "alalana" amin' ny fehezan-teny toy io): Mangata-dalana handeha izahay, tompoko.
6  Teny misy hevitra ifandraisany: Lalan-kely, lalan-tsarety, lalam-be, arabe, lalam-boahangy, kizo, soritra, diantsarety, sakeli-dalana, kihondalana, fihaonan-dalana, sampan-dalana, hodimirana, finlahana, fivilian-dalana, lalamasaka, kizo tokana, lalantampina [1.1]
Explications en anglais  7  a road, a way, a path [Mal. jalan; Jav. Dalan] see alalana, andalana, for many derivatives [1.2]
8  a road [1.7]
Explications en français  9  route, chemin [1.8]
10  voie, rue [1.13]
11  [lalaña] chemin [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Exemples  12  lalany ihany ny lohasaha firaofany. [2.470]
13  Sarotra amin'izy efa-mianaka mihitsy ny manaraka ny lalana|dalana, fa efa feno ny mpandositra, ka dia ny manavatsava manao hitsin-lalana|dalana no nataony. [2.324]
14  Nihantsy ady taminy aho, hanova azy ho lalan' ny Fahafahana, saingy toa ho resiny. [2.471]
Morphologie 
15  Simple :
16  Préfixée :
Dérivés 
17  Noms :
18  Adverbes :
Mots composés 
Zoonymes 
Titres  25  Ny lalam-piainan' i Md Louis de Montfort (Gobry Ivan)
26  Ny lalana nombako (Ravelomanana Hermann)
27  Tari-dalam-pifandraisana : Guide to Communication Malagasy-Français-English (Yount James W.)
Proverbes  28  Proverbes contenant le mot lalana
Article  29  Randzavola: lalana ao amin' ny Baiboly (=> varotra sy ranto)

Entrée (2/3)30  lana
Partie du discours  31  nom
Explications en malgache  32  Fitsipika na amboaram-pitsipika tsy maintsy arahin' ny olon-drehetra, avoakan' ny mpitondra fanjakanà, na voaraikitry ny fomba amam-panao hatra ny fahagolan-tany, na ataon' ny solombavambahoaka: Fantatrao ve ny lalàna momba ny fifidianana? / Makà hevitra amin' ny olona mpahay lalàna ianao
33  Fepetra arahina amin' ny sokajin-javatra na fahaizana manokana: Araka ny lalànan' ny fitsipipitenenana malagasy dia tsy asiana / amin' ny fanakambanon-teny, raha ka na tra no iafaran' ny teny voalohany: Kara-pifidianana [1.1]
Explications en anglais  34  [French la loi] a law [1.7]
Explications en français  35  [français la loi] loi [1.8]
Morphologie 
36  Simple :
37  Préfixée :
Mots composés 
Titres  42  Didy aman-dalana manan-kery ampiharina amin'ny Fifidianana : Recueil officiel des lois et règlements généraux applicables en matière d'élections (Fanjakana Malagasy)
43  Lalana velona didy nangonina momba ny kadasitra malagasy (Fanjakana Malagasy)
Proverbes  44  Proverbes contenant le mot lalàna
Article  45  Randzavola: lalàna ao amin' ny Baiboly

Entrée (3/3)46  Lalana
Partie du discours  47  nom propre (titre de livre) [Liste complète]
Vocabulaire  48  Littérature: livres
Auteur  49  Rakotoson Michèle

Anagrammes  50  alalan, lalana, lalàna, Lalana, nalala

Mis à jour le 2023/09/13