Entrée lahiantitra (lahy, antitra)
Partie du discours nom ou adjectif
Définition malgache Ny lehilahy be taona, antitra; antidahy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise [ lahy antira ] an old man [Richardson 1885]
Définition française vieillard [Abinal 1888]
Autres orthographes 
Exemples 
1Lahiantitra mbola feno hery izy [Andriamalala: Ranomasina, page 16]
2Nasampin' i Ndriana am-babena ilay lahiantitra dia lasa koa izy nanaraka ny mpandositra. [Andriamalala: Zazavavindrano, page 21]
Citations 

2013/12/13