|
|
|
|

Entrée (1/2)1  kotroka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fipoaka na firefotry ny varatra; dona miezinezina heno eny amin' ny lanitra rehefa avy ny orana: Matahotra kotroka izaitsizy ny zafikeliko
4  Rehefa mety ho feon-javatra mafy manako
5  Laza
6  Fandrahoana ny sakafo ho masaka [1.1]
Explications en anglais  7  thunder; the sound of falling water [1.7]
Explications en français  8  tonnerre; bruit de l'eau qui tombe [1.8]
Exemples  9  Mamakivaky ny lanitra ny tselatra, ary kotroka mankarenina no manampy ny firaondraonan' ny onja mihaza ny rembiny. [2.471]
10  Fa ny orana sy ny kotroka mbola nitohy ihany. [2.472]
Vocabulaire  11  Météorologie
Dérivés 
12  Verbes actifs :
13  Verbes passifs :
14  Verbes relatifs :
15  Noms :
16  Adjectifs :
Mots composés 

Entrée (2/2)24  kotroka
Partie du discours  25  nom
Explications en malgache  26  voditongotra [Tanosy] [1.78]
Vocabulaire  27  Biologie

Anagrammes  28  kokotra, kotroka

Mis à jour le 2023/08/05