|
|
|
|

Entrée1  fikotrohana
Radical  2 kotroka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fipoahana: Fikotroha-nify (enti-milaza fijaliana tsy eran-tany ka mahatonga fangovitan' ny tena, fipoapoahan' ny nify mikatrokatroka).
5 Fianjerana mitalakotrokotroka. [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12