|
|
|
|

Entrée (1/7)1  kôsy
Partie du discours  2  nom
Explications en français  3  cosse [1.13]
Vocabulaire  4  Physique
Mots composés 

Entrée (2/7)7  Kosy
Partie du discours  8  nom propre (biblique)
Explications en malgache  9  zanakalahin' i Hama (Gen. 10. 8; 1 Tant. 1. 10). Ny taranany no natao hoe "Kosita" [1.38]
Explications en anglais  10  Cush [2.996]
Explications en français  11  Kush [2.996]
Vocabulaire  12  Ecritures Saintes
unkLabel:Xbcvs:  13  Chapitres et versets citant Kosy
Tableaux et planches  14  Liste complète

Entrée (3/7)15  Kosy
Partie du discours  16  nom propre (biblique)
Explications en malgache  17  razamben'i Jehody (Jer. 36. 14) [1.38]
Explications en anglais  18  Cushi [2.996]
Explications en français  19  Kushi [2.996]
Vocabulaire  20  Ecritures Saintes
Autres orthographes  21  kosì
unkLabel:Xbcvs:  22  Chapitres et versets citant Kosy
Tableaux et planches  23  Liste complète

Entrée (4/7)24  Kosy
Partie du discours  25  nom propre (biblique)
Explications en malgache  26  razan' i Zefanía mpaminany (Zef. 1. 1) [1.38]
Explications en anglais  27  Cushi [2.996]
Explications en français  28  Kushi [2.996]
Vocabulaire  29  Ecritures Saintes
Autres orthographes  30  kosì
unkLabel:Xbcvs:  31  Chapitres et versets citant Kosy
Tableaux et planches  32  Liste complète

Entrée (5/7)33  Kosy
Partie du discours  34  nom propre (biblique)
Explications en malgache  35  mpanompon'i Saoly (Sal. 7) [1.38]
Explications en anglais  36  Cush, a Benjaminite mentioned only in the title to Ps. 7. He was probably a follower of Saul, the head of his tribe. [1.114]
Explications en français  37  Kush [2.996]
Vocabulaire  38  Ecritures Saintes
Autres orthographes  39  kosa
unkLabel:Xbcvs:  40  Chapitres et versets citant Kosy
Tableaux et planches  41  Liste complète

Entrée (6/7)42  Kosy
Partie du discours  43  nom propre (biblique)
Explications en malgache  44  anaran' ny tany voahodidin' ny Ony Gihona, ilay ony faharoa nivoaka avy tany Edena (Gen. 2. 13). Angamba tao avaratr' i Asyria izy. [1.38]
Explications en anglais  45  Ethiopia [2.996]
Explications en français  46  Kush [2.996]
Vocabulaire  47  Ecritures Saintes
unkLabel:Xbcvs:  48  Chapitres et versets citant Kosy
Tableaux et planches  49  Liste complète

Entrée (7/7)50  Kosy
Partie du discours  51  nom propre (biblique)
Explications en malgache  52  Nosy kely ao atsimo andrefan'i Asia Minora, tokony ho 64 km. ao atsimon' i Mileto. Tao no nijanonan' i Paoly vetivety tamin'ny diany nitety tany fanintelony, raha niakatra ho any Jerosalema izy ; ary tonga tao izy tamin' ny harivan' ny andro nanaovany ilay teny fananarana tamin'ny loholon' ny Fiangonana tany Efesosy. Nijanona tao indray alina ny Apostoly sy ny namany, dia nandroso tamin' ny nalehany ny ampitson' iny (Asa 21. 1). Maro ny Jiosy nonina tao Kosy noho ny íandrosoan' ny varotra tao ; ary angamba nisy Kristiana tany tamin' ny nalehan' i Paoly tao. Nalaza ny nosy noho ny lamba tsara nataon' ny olona tompontany ary noho ny divay vokatry ny tany. Satria eo amin' io nosy io no ifanapahan' ny lalana avy any Grisia mankany Asia Minora sy ny avy any Syria mankany Egypta, dia nahatonga ny varotra tao ho nandroso fatratra izany. Tsy fantatra na efa tafakambana ho isan' ny fari-tanin' i Asia izy tamin' ny taona 139 B.C., na tsia ; fantatra mazava anefa fa tamin' ny andron' i Aogostosy Kaisara dia isan' io fari-tany io izy. Lalana anankiray fandalovan'ny Jiosy ity nosy ity raha miakatra hamangy an'i Jerosalema izy (Asa 21. 1). Ny anarany ankehitriny dia Stanko. [1.38]
Explications en anglais  53  Coos [2.996]
Explications en français  54  Cos [2.996]
Vocabulaire  55  Ecritures Saintes
unkLabel:Xbcvs:  56  Chapitres et versets citant Kosy
Tableaux et planches  57  Liste complète

Anagrammes  58  kôsy, soky

Mis à jour le 2020/07/31